SOBEKA (Sobèka). Israelita iray, na lohan’ny fianakaviana iray. Anisan’ireo nanisy tombo-kase an’ilay “fianianana” tamin’ny andron’i Nehemia izy, na ny solontenan’ilay fianakaviana.—Ne 9:38; 10:1, 14, 24.