FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Sihora-libnata”
  • Sihora-libnata

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Sihora-libnata
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Dora
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Kana
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Asera
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Sihora
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Sihora-libnata”

SIHORA-LIBNATA

(Sihòra-libnàta).

Nilaza i Eusèbe sy Jérôme fa fitambaran’ny anaran-toerana roa atao hoe Sihora sy Labanata ny hoe Sihora-libnata tany am-boalohany. Toa renirano teo amin’ny sisin-tanin’i Asera anefa izy io. (Js 19:24-26) Misy mpahay jeografia milaza azy io ho ny reniranon’i Nahr ez-Zerka (Nahal Tanninima), izay mivarina any amin’ny Ranomasina Mediterane, any amin’ny 10 km eo ho eo any atsimon’i Dora.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara