FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Seva”
  • Seva

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Seva
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Makbena
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Kelobay
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Seraia
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Hezrona
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Seva”

SEVA

(Sèva).

1. [avy amin’ny fototeny midika hoe “natao mitovy tantana; naravona”]. Rain’i Makbena sy Gibea. Mety ho anaran-tanàna anefa ny hoe Makbena sy Gibea. Mety ho razamben’ny mponina tany àry i Seva, na mety ho izy no nanorina an’ireo tanàna ireo. I Kaleba (Kelobay) no rain’i Seva. Izy io no lohan’ny fizarana iray tamin’ireo fizarana telo lehibe teo amin’ny taranak’i Hezrona taranak’i Joda.​—1Ta 2:9, 48-50.

2. Mpitan-tsoratr’i Davida.​—2Sa 20:25; jereo SERAIA No. 2.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara