FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Samgara”
  • Samgara

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Samgara
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Anata
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mpitsara Nanafaka ny Israely Tamin’ny Fampahoriana
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Hazo Fanindronana
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Beti-anata
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Samgara”

SAMGARA

(Samgàra).

Mpanafaka ny Israely, teo anelanelan’ny fotoana naha mpitsara an’i Ehoda sy Baraka. Zava-bita miavaka iray monja no voatantara momba azy: Namono Filistinina 600 tamin’ny fanindronan’omby izy. Na izany aza anefa dia nolazaina hoe “mpamonjy ny Israely” izy. (Mpts 3:31) Milaza i Josèphe fa maty tamin’ny taona voalohany naha mpitsara azy i Samgara. (Rakitry ny Ela Jiosy, V, 197 [iv, 3]) Voalaza fa “zanak’i Anata” i Samgara, ka mety ho i Beti-anata, tanàna any Naftaly, no tiana holazaina.​—Mpts 1:33.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara