FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Sefarada”
  • Sefarada

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Sefarada
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Media, Medianina
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Fahababoana
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Fizarana 2: Asyria lozabe: Herim-panjakana faharoa
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1988
  • Aza Matahotra An’ilay Asyrianina
    Ny Faminanian’i Isaia—Fahazavana ho An’ny Olombelona Rehetra I
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Sefarada”

SEFARADA

(Sefaràda).

Toerana nanaovana sesitany ny olona sasany, izay nampodina tany Jerosalema tatỳ aoriana. (Ob 20) Tsy fantatra ny tena toerana nisy azy io. Maro ny toerana aroson’ny manam-pahaizana, fa i Saparda any Media, izay resahin’ny tantara asyrianina sasany no azo antoka kokoa. Taloha, dia “tany amin’ireo tanànan’ny Medianina” no nandefasan’ny Asyrianina an’ireo Israelita tany amin’ny fanjakana tany avaratra, izay nataony sesitany.​—2Mp 17:5, 6.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara