FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-1 “Be Di-doha”
  • Be Di-doha

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Be Di-doha
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mitovitovy Aminy
  • Fahaiza-mandanjalanja
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Petera, Taratasy Nosoratan’i
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mpiandraikitra
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Fanevatevana
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
it-1 “Be Di-doha”

BE DI-DOHA

Ny teny grika nadika hoe “be di-doha” dia midika ara-bakiteny hoe “tia manao izay mahafaly ny tenany”, ary “ilazana olona baikoin’ny fitiavan-tena sy tsy mihevitra ny hafa fa be hambo ka misisika ny hanaovana ny sitrapony.” (Tit 1:7; 2Pe 2:10) (Diksioneran’i Vine Manazava ny Testamenta Taloha sy Vaovao, 1981, Boky Faha-3, p. 342) Tsy mifanaraka amin’ny fampianarana kristianina io toetra io. Tsy tokony ho be di-doha àry ny Kristianina, indrindra fa ny mpiandraikitra. (Tit 1:5, 7) Nilaza ny apostoly Petera fa “sahisahy sy be di-doha” ireo tsy nanaraka intsony ny fitondran-tena tokony hananan’ny Kristianina.​—2Pe 2:10.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara