FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Mpitan-tsoratra”
  • Mpitan-tsoratra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Mpitan-tsoratra
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Mpanao Dika Soratra
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mpiandraikitra Mitari-dalana — Ny Mpitan-tsoratra
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1998
  • Valin’ny Fanontanianareo
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1991
  • Valin’ireo Fanontanianareo
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1994
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Mpitan-tsoratra”

MPITAN-TSORATRA

Olom-panjakana mahay manoratra izay voatendry handray an-tsoratra. Azo adika koa hoe “mpanoratra” na “mpanao dika soratra” ny hoe sôfer (heb.).

Nisy olona ambony azo nitokisana tao an-dapa tany Israely indraindray, ary nantsoina hoe “mpitan-tsoratry ny mpanjaka” na “mpitan-tsoratra” izy io. (2Ta 24:11; 2Mp 19:2) Tsy hoe mpandray an-tsoratra fotsiny anefa izy na mpanao dika soratra ny Lalàna. (Mpts 5:14; Ne 13:13; ampit. 2Sa 8:15-18; 20:23-26; jereo MPANAO DIKA SORATRA; MPANORA-DALÀNA.) Mety ho nikarakara ny toe-bola (2Mp 12:10, 11) sy nisolo tena ny mpanjaka koa izy, toy ny ataon’ny ‘minisitry ny raharaham-bahiny.’ (Is 36:2-4, 22; 37:2, 3) Mpitan-tsoratra ny “tompon’andraiki-panjakana” roa tamin’ny andron’i Solomona Mpanjaka.​—1Mp 4:2, 3; ampit. 2Ta 26:11; 34:13.

Miresaka momba “ny mpitan-tsoratry ny lehiben’ny tafika” (2Mp 25:19; Je 52:25) sy ny “mpitan-tsoratry ny Levita” (1Ta 24:6) koa ny Baiboly. Mpitan-tsoratr’i Jeremia i Baroka.​—Je 36:32.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara