RINA (Rìna) [Antsoantsom-pifaliana; Fitalahoana]. Iray amin’ireo “zanakalahin’i” Simona, ao amin’ny lisitry ny taranak’i Joda.—1Ta 4:1, 20.