FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Obala”
  • Obala

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Obala
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Joktana
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Ny Niandohan’ireo Firenena
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Dikla
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Jera
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Obala”

OBALA

(Ôbàla).

Zanakalahin’i Joktana, ary taranak’i Sema. Ny anaran’i Obala no voatonona faha-8 amin’izy 13 mirahalahy zanak’i Joktana. Avy tamin’izy 13 mirahalahy no nipoiran’ny fianakaviana 13 tamin’ireo fianakaviana 70 velona taorian’ny Safodrano. Tsy fantatra hoe taiza marina no nonina ny fokon’i Obala, fa ny fantatra kosa dia misy anaran-toerana maro hoe Obala any Yémen, any amin’ny faritra atsimoandrefana amin’i Arabia.​—Ge 10:21, 25-30; 1Ta 1:20, 22.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara