FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Noha”
  • Noha

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Noha
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Sefofama
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mopima
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Fantatrao Ve?
    Mifohaza!—2001
  • Fantatrao Ve?
    Mifohaza!—2002
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Noha”

NOHA

(Nòha) [avy amin’ny fototeny midika hoe “miala sasatra; miorim-ponenana”].

Iray amin’ireo zanakalahin’i Benjamina, ary ny anarany no voatonona fahefatra. (1Ta 8:1, 2) Toa taorian’ny nahatongavan’ny fianakaviany tany Ejipta izy vao teraka, satria tsy ao amin’ilay lisitra ao amin’ny Genesisy toko faha-46 ny anarany. Misy milaza fa anarana hafa iantsoana an’i Sefofama ny hoe Noha, na iantsoana olona iray anisan’ny taranany.​—No 26:39.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara