NIMSY
(Nimsỳ).
Rain’i Josafata (tsy ilay mpanjaka), sady raiben’i Jeho. (1Mp 19:16; 2Mp 9:2, 14, 20; 2Ta 22:7) Nahitana an’io anarana io teo amin’ny vakim-bilany tanimanga tranainy nofongarina tany Samaria.
Tsy misy video mifandray amin’io.
Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.