NEREA
(Nereà).
Nataon’i Paoly mampamangy i Nerea sy ny anabaviny, tamin’izy nanoratra ho an’ny fiangonan’i Roma. (Ro 16:15) Misy hoe Nerea koa ny angano sy ny asa soratra romanina mitanisa olona anisan’ny ankohonan’ny mpanjaka.
Tsy misy video mifandray amin’io.
Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.