FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Nemoela”
  • Nemoela

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Nemoela
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Nemoelita
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Jemoela
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Datana
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Abirama
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Nemoela”

NEMOELA

(Nemoèla).

1. Iray amin’ireo dimy lahy zanak’i Simeona, ary ny anarany no voatonona voalohany. Lohan’ny fianakaviamben’ny Nemoelita izy. (No 26:12-14; 1Ta 4:24) Jemoela no anarany ao amin’ny lisitr’ireo niaraka tamin’i Jakoba nankany Ejipta.​—Ge 46:8, 10; Ek 6:15.

2. Zanakalahin’i Eliaba sady zafiafin’i Robena. Rahalahiny i Datana sy Abirama, izay natelin’ny tany satria nikomy.​—No 26:5, 8, 9; De 11:6.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara