FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Nehelama”
  • Nehelama

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Nehelama
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Semaia
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Jeremia
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Jeremia, Bokin’i
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Moa ve ny Nofy Afaka Manambara Mialoha ny Hoavy?
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1996
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Nehelama”

NEHELAMA

(Nehelàma) [An’i Nehelama; na mety hidika hoe Ilay Mpanonofy].

Angamba toerana niavian’i Semaia mpaminany sandoka. (Je 29:24, 31, 32) Tsy nisy toerana nantsoina hoe Nehelama anefa. Noho izany, dia misy milaza fa ilay nadika hoe “avy any Nehelama” dia mety ho teny hilazana ny fianakaviana niaviany. Misy Baiboly àry mandika an’io ampahany io hoe “Nehelamita.” (Prot., Kat.) Misy kosa mihevitra fa nanao tsilalaon-teny i Jeremia rehefa nampiasa an’ilay teny hebreo hoe halam, izay midika hoe ‘manonofy.’​—Ampit. Je 23:25.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara