MIKTAMA (Miktàma). Teny hebreo ao amin’ny teny mampiditra ny salamo enina nosoratan’i Davida (Sl 16; 56-60), ary mety hidika fotsiny hoe fahatsiarovana an’ireo zava-nitranga voatantara ao ireo salamo ireo.