MIBZARA (Mibzàra) [mety hidika hoe “Manda”]. Iray amin’ireo lehibem-pokon’i Edoma (Esao). Mety ho niantsoana ny taranany sy ny toerana nonenan’izy ireo koa ny hoe Mibzara.—Ge 36:40, 42; 1Ta 1:53.