FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Mibara”
  • Mibara

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Mibara
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Hagry
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Bany
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Oela
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Zoba
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Mibara”

MIBARA

(Mibàra) [avy amin’ny fototeny midika hoe “mifidy”].

Zanak’i Hagry sady lehilahy mahery tao amin’ny tafik’i Davida. (1Ta 11:26, 38) Andininy mifanitsy amin’ny 1 Tantara 11:38 ny 2 Samoela 23:36. Misy milaza hoe tsy mitovy ny lisitra ao amin’ireo, satria Mibara no resahin’ny 1 Tantara, fa Bany Gadita kosa no ao amin’ny 2 Samoela. Ny antony, hoy izy ireo, dia satria nisy niova kely ilay teny hebreo midika hoe “avy any Zoba” ka lasa hoe Mibara. Ny nahatonga ilay hoe zanak’i Hagry ao amin’ny 1 Tantara 11:38 koa, hoy izy ireo, dia satria nanjary novakina hoe ben-hagri (zanak’i Hagry) ny hoe bani haggadi (Bany Gadita). Mbola iadian-kevitra anefa izany.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara