FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Mefata”
  • Mefata

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Mefata
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Abela-keramima
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Raba
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Kedemota
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Jokneama
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Mefata”

MEFATA

(Mefàta).

Tanànan’ny Robenita tamin’ny voalohany, fa nomena ny Levita Merarita tatỳ aoriana. (Js 13:15, 18; 21:34, 36, 37; 1Ta 6:77-79) Nanjary nofehezin’ny Moabita i Mefata, 800 taona teo ho eo tatỳ aoriana, tamin’ny andron’i Jeremia. (Je 48:21, 24) Misy milaza an’i Mefata ho i Tell Java, tokotokony ho 11 km any atsimon’i Amman (Raba). Mbola ahitana ny anarany ao amin’ny anaran’ilay tanàna any akaiky any hoe Kirbet Nefaʽa (na Koreiyat Nafiʽ).

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara