FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Matrita”
  • Matrita

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Matrita
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Kisy
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Abiela
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Saoly
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Marina Tsara ve ny Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao?
    Fanontaniana Fametraky ny Olona Momba ny Vavolombelon’i Jehovah
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Matrita”

MATRITA

(Matrìta) [An’i Matar (Orana [midika hoe teraka tamin’ny fotoanan’ny orana àry ny hoe Matrita])].

Fianakaviana benjamita niavian’i Saoly mpanjakan’ny Israely. (1Sa 10:21) Anaran’olona hoe “Metrì” na “Matrỳ” no hita ao amin’ny Baiboly sasany (Kat.; DIEM). Misy mpanoritra voafaritra anefa miaraka amin’ilay teny hebreo hoe matri. Mety tsara àry ny nandikan’ny Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao azy io hoe ny “Matrita”, ary izany koa no nandikan’ny Baiboly tatỳ aoriana kokoa azy io.​—FFBF.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara