FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Lohita”
  • Lohita

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Lohita
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Moaba
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Kiran’i Moaba
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Kira-haresa
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Kira-heresa
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Lohita”

LOHITA

(Lohìta) [avy amin’ny fototeny midika hoe “takelaka; hazo fisaka”].

Toerana voatonona ao amin’ny fanamelohana an’i Moaba. (Is 15:1, 5; Je 48:5) Misy manam-pahaizana mihevitra fa tanàna moabita teo an-tampom-piakarana i Lohita. Nilaza i Eusèbe sy Jérôme fa i Loeita no Lohita. Misy àry mihevitra fa i Rojm Madinat er Ras, 20 km eo ho eo atsimoandrefan’i Karak izy io, na i Kirbet Fas eo akaiky eo. Misy kosa milaza fa tsy anaran-tanàna ny hoe Lohita, fa anaran’ilay fiakarana nalehan’ireo Moabita nitomany teny am-pandosirana.​—Ampit. No 34:4.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara