FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Lo-rohama”
  • Lo-rohama

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Lo-rohama
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Hosea, Bokin’i
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Lo-amy
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Manampy Antsika Hiara-mandeha Amin’Andriamanitra ny Faminanian’i Hosea
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2005
  • Boky ao Amin’ny Baiboly Faha-28 — Hosea
    “Ny Soratra Rehetra dia Ara-tsindrimandrin’Andriamanitra Sady Mahasoa”
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Lo-rohama”

LO-ROHAMA

(Lo-rohàma) [Tsy Namindrana Fo [Izy]].

Zanakavavin’i Gomera vadin’i Hosea mpaminany. Nasain’i Jehovah natao hoe Lo-rohama ny anaran’izy io, satria “tsy hamindra fo amin’ny taranak’Israely intsony” Izy. Holaviny àry ny Israely manontolo. (Ho 1:6-8) Nolazaina hoe “nitera-dahy [tamin’i Hosea]” i Gomera, fony niteraka an’i Jezirela. Tsy misy resaka Hosea intsony anefa rehefa teraka i Lo-rohama, fa natao fotsiny hoe “bevohoka indray i Gomera, ka nitera-bavy.” Mety hoe tsy zanak’i Hosea àry, hono, izy io, fa zanak’i Gomera tamin’izy nanitsakitsaka azy, na dia tsy resahina mivantana aza izany. (Ho 1:2, 3) Resahin’ny Hosea 2:1, 23 an-kolaka ny hevitry ny anaran’i Lo-rohama.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara