FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Tanànan’ny Levita”
  • Tanànan’ny Levita

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Tanànan’ny Levita
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Tanàna
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Levita
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Tanàna Tafiditra ao Amin’ny Faritanin’ny Foko Hafa
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Tanàna Fialokalofana
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Tanànan’ny Levita”

TANÀNAN’NY LEVITA

Tsy nomena tany ho lovany ny Levita, fa i Jehovah no lovany. (No 18:20; De 18:1, 2) Nodidian’Andriamanitra anefa ireo fokon’ny Israely hanome azy ireo tanàna 48 miaraka amin’ny kijana manodidina. (No 35:1-8) Nozaraina ho an’ny Levita izy ireny (Js 21:1-8), ka ny 13 tanànan’ny mpisorona (Js 21:19; jereo TANÀNAN’NY MPISORONA), ary ny 6 tanàna fialokalofan’ireo nahafaty olona tsy nahy.​—Js 20:7-9; jereo TANÀNA FIALOKALOFANA.

Niparitaka tany amin’ireo foko hafa tokoa ny Levita, araka ny faminanian’i Jakoba taloha kelin’ny nahafatesany.​—Ge 49:5-7.

Azon’ny Levita navotana foana izay trano namidiny tao an-tanànany, na naverina taminy rehefa taon-jobily. Tsy azo namidy kosa ny kijana nanodidina ny tanànany.​—Le 25:32-34; jereo LEVITA.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara