FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Kadmiela”
  • Kadmiela

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Kadmiela
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Bigvay
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Bany
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Maloka
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Azgada
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Kadmiela”

KADMIELA

(Kadmièla) [Miatrika Andriamanitra; Mankeo Aloha Andriamanitra].

Levita niverina tany Jerosalema niaraka tamin’i Zerobabela. Nanaraka azy koa ny fianakaviany. (Ezr 2:1, 2, 40; Ne 7:6, 7, 43; 12:1, 8, 24) Anisan’ireo nanara-maso ny asa i Kadmiela sy ny zanany, rehefa naorina indray ny tempoly.​—Ezr 3:9.

Tsy mety ho olona iray ihany io Kadmiela avy tany an-tsesitany tany Babylona io (537 T.K.) sy ilay Kadmiela tamin’ny andron’i Nehemia (455 T.K.). Lava loatra mantsy ilay elanelam-potoana. Azo antoka fa tsy i Kadmiela mivantana, fa solontenan’ny ankohonany, no anisan’ireo niaiky heloka tamin’i Jehovah tamin’ny andron’i Nehemia, ary avy eo nanisy tombo-kase ny “fianianana.”​—Ne 9:4, 5, 38; 10:1, 9, 10.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara