FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Jesorona”
  • Jesorona

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Jesorona
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Nanambara Fahafahana Ilay Andriamanitra Marina
    Ny Faminanian’i Isaia—Fahazavana ho An’ny Olombelona Rehetra II
  • Boky ao Amin’ny Baiboly Faha-5 — Deoteronomia
    “Ny Soratra Rehetra dia Ara-tsindrimandrin’Andriamanitra Sady Mahasoa”
  • Deoteronomia
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Fitahiana Lehibe Kokoa Amin’ny Alalan’ny Fanekena Vaovao
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1998
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Jesorona”

JESORONA

(Jesoròna) [Olo-mahitsy].

Anaram-boninahitra niantsoana ny Israely. Teny fanehoam-pitiavana kosa izy io ao amin’ny Fandikan-teny Grikan’ny Fitopolo, ka nadika hoe “malala.” Tokony hampahatsiahy an’ireo Israelita io anarana hoe “Jesorona” io, fa vahoaka nanaovan’i Jehovah fifanekena izy ireo, ka tokony hanao izay mahitsy foana. (De 33:5, 26; Is 44:2) Somary fanesoana kosa ilay hoe Jesorona ao amin’ny Deoteronomia 32:15. Nanjary tsy voafehy mantsy ny Israely, fa nahafoy an’ilay Mpanao azy sady nanamavo an’ilay Mpamonjy azy.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara