FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-1 “Jemoela”
  • Jemoela

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Jemoela
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mitovitovy Aminy
  • Nemoela
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Simeona
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Nemoelita
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Zohara
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
it-1 “Jemoela”

JEMOELA

(Jemoèla) [mety hidika hoe Andron’Andriamanitra].

Iray amin’ireo zanakalahin’i Simeona, ary ny anarany no voatonona voalohany. Anisan’ireo olona “fitopolo” tao amin’ny ankohonan’i Jakoba “tonga tany Ejipta” izy. (Ge 46:10, 27; Ek 6:15) Antsoina hoe Nemoela izy any amin’ny andininy hafa.​—No 26:12; 1Ta 4:24.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara