JEKAMEAMA
(Jekameàma) [Hitsangana Anie ny Vahoaka].
Zanakalahy fahefatra naterak’i Hebrona. Levita Kehatita izy sady razamben’ilay fianakaviamben’ny Levita izay mbola nisy hatramin’ny fotoana nanjakan’i Davida na taorian’izay.—1Ta 23:12, 19; 24:23, 30b, 31.