JEHIELY
(Jehièly) [An’i Jehiela].
Levita taranak’i Gersona. Izy no niandraikitra ny zava-tsarobidy tao amin’ny toerana masina. (1Ta 26:20-22) Antsoina hoe “Jehiela” izy any amin’ny andininy hafa.—1Ta 23:6-8; 29:8; jereo JEHIELA No. 2.
Tsy misy video mifandray amin’io.
Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.