IRIPELA (Iripèla) [Hanasitrana Anie Andriamanitra; Nanasitrana Andriamanitra]. Tanànan’i Benjamina. (Js 18:21, 27) Misy milaza azy io ho i Rafata, tanàna kely tokotokony ho 10 km any avaratrandrefan’i Jerosalema.