FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-1 “Iona”
  • Iona

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Iona
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mitovitovy Aminy
  • Beni-hadada
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Tiglato-pilesera (III)
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Basa
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Fanjakana Nizara Roa
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
it-1 “Iona”

IONA

(Iòna).

Anisan’ny toerana nalain’ny tafik’i Beni-hadada I mpanjakan’i Syria, tamin’ny andro nanjakan’i Basa. (1Mp 15:20, 21; 2Ta 16:4) Roanjato taona latsaka tatỳ aoriana, dia azon’i Tiglato-pilesera III mpanjakan’i Asyria i Iona, ary nataony sesitany ny mponina tao. (2Mp 15:29) Maro no milaza an’i Iona ho i Tell ed-Dibbin, tokotokony ho 15 km any avaratra avaratrandrefan’i Dana.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara