FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-1 “Ibzana”
  • Ibzana

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Ibzana
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mitovitovy Aminy
  • Betlehema
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mpitsara Nanafaka ny Israely Tamin’ny Fampahoriana
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mpitsara
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Jefta
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
it-1 “Ibzana”

IBZANA

(Ibzàna).

Mpitsara teo amin’ny Israely, taorian’i Jefta. Nanan-janakalahy 30 sy zanakavavy 30 i Ibzana. Nanana vady maro àry izy, ary azo inoana fa lehilahy nanan-karena. Naka zazavavy 30 izy ho vadin’ireo zanany lahy. Maty izy rehefa avy nitsara fito taona, ary nalevina tany amin’ny tanàna niaviany tany Betlehema (azo inoana hoe i Betlehema any Zebolona).​—Mpts 12:7-10; Js 19:10, 14, 15; jereo BETLEHEMA No. 2.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara