FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-1 “Horonaima”
  • Horonaima

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Horonaima
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mitovitovy Aminy
  • Horonita
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Moaba
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Beti-diblataima
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Ilay vato Moabita — Potika nefa tsy very
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1990
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
it-1 “Horonaima”

HORONAIMA

(Horònaima) [mety hidika hoe Lavaka Roa [izany hoe zohy]].

Toerana tany Moaba anisan’ny nampiharan’i Jehovah ny didim-pitsarany. (Is 15:1, 5; Je 48:1, 3, 5, 34) Tsy fantatra hoe taiza marina no nisy azy io. Nandinika ny hevitr’ilay anarana anefa ny olona sasany, ka nilaza fa mety ho el-ʽIrak (midika hoe “Zohy”) izy io. Any amin’ny 490 m eo ho eo no misy an’i el-ʽIrak raha midina avy eo amin’ny lembalemba moabita, ary 18 km eo ho eo atsinanan’ny tendrony atsimon’ny Ranomasina Maty. Mety ho Horonaima ihany ilay “Horonân” resahin’ny Vato Moabita hoe resin’i Mesa, mpanjakan’i Moaba.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara