FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-1 “Horama”
  • Horama

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Horama
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mitovitovy Aminy
  • Lakisy
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Gazera
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Josoa
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Hevitra Misongadina ao Amin’ny Bokin’i Josoa
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2004
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
it-1 “Horama”

HORAMA

(Hôràma).

1. Zafikelin’i Benjamina avy tamin’i Bela, na zafiafiny avy tamin’i Iry. Toa anaran’i Horama koa ny hoe Hopima.​—1Ta 7:6, 7, 12; 8:3-5; jereo HOPIMA.

2. Mpanjakan’i Gazera. Anisan’ireo mpanjaka 31 resin’ny Israelita notarihin’i Josoa, rehefa niady mba hahazoana ny Tany Nampanantenaina izy ireo. Ripaka i Horama sy ny tafiny rehefa nanampy an’i Lakisy, tamin’ny fotoana nanafihan’i Josoa an’io tanàna io.​—Js 10:33; 12:7, 8, 12, 24.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara