FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-1 “Homera”
  • Homera

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Homera
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mitovitovy Aminy
  • Seha
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • B14-A Ny Refy Fampiasa Amin’ny Varotra
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Kora, II
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Efaha, I
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
it-1 “Homera”

HOMERA

(hômèra).

Fatran’ny zavatra maina, ary mitovy amin’ny iray kora, na folo bata, na efaha folo. (Ezk 45:11, 14) Mira 22 L ny efaha iray, rehefa jerena ny habetsahan’ny bata iray. Midika izany fa 220 L ny iray homera. (Ho 3:2) Tsy nety afa-po ny Israelita tany an-tany efitra rehefa nomena papelika be dia be, ka “nahangona folo homera [2200 L] ireo nanangona kely indrindra.” (No 11:32) Ilazana fatrana vary orza, voa afafy, ary varimbazaha koa ny homera, ao amin’ny Baiboly.​—Le 27:16; Is 5:10; Ezk 45:13.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara