FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-1 “Hiela”
  • Hiela

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Hiela
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mitovitovy Aminy
  • Segoba
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Jeriko
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Tena Misy ve Andriamanitra Aminao?
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1998
  • Abirama
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
it-1 “Hiela”

HIELA

(Hièla) [fanafohezana ny hoe Ahiela, izay midika hoe “Ny Rahalahiko dia Andriamanitra; Rahalahin’Andriamanitra”].

Betelita namerina nanorina an’i Jeriko, tamin’ny andron’i Ahaba, tamin’ny taonjato fahafolo T.K. Tanteraka taminy àry ny ozona nolazain’i Josoa, 500 taona mahery talohan’izay: Maty i Abirama lahimatoany noho ny nanaovany ny fototra, ary maty i Segoba faralahiny noho ny nananganany ny vavahadin’ilay tanàna.​—Js 6:26; 1Mp 16:33, 34.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara