FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-1 “Hely”
  • Hely

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Hely
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mitovitovy Aminy
  • Fanontanian’ny Mpamaky
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2017
  • Fantatrao Ve?
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Besinimaro)—2016
  • Maria
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Matata
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
it-1 “Hely”

HELY

(Hèly) [avy amin’ny teny heb., ary midika hoe “Avo (Misandratra)”].

Azo inoana fa rain’i Maria izy, ka noho izany dia raiben’i Jesosy Kristy avy amin’ny reniny. (Lk 3:23) Lazaina hoe “zanak’i Hely” i Josefa. Ny tiana holazaina amin’izany anefa dia hoe vinantolahin’i Hely izy. Na dia tsy manonona ny anaran’i Maria renin’i Jesosy aza i Lioka, dia mazava fa mitanisa ny razamben’i Maria manomboka any amin’i Davida izy.​—Lk 3:31; jereo RAZAMBEN’I JESOSY KRISTY.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara