FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-1 “Heleka”
  • Heleka

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Heleka
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mitovitovy Aminy
  • Manase
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Be Herim-po Izy dia Nibebaka
    Manehoa Herim-po ho An’Andriamanitra
  • “Nampitony An’i Jehovah” Izy
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2011
  • Gileada
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
it-1 “Heleka”

HELEKA

(Helèka) [fanafohezana ny hoe Hilkia, izay midika hoe “Anjarako i Jehovah”], Helekita (Helekìta).

Zanak’i Gileada i Heleka ary zafiafin’i Manase. Ny anarany no voatonona faharoa amin’ireo zanakalahin’i Gileada. Izy no razamben’ny fianakavian’ny Helekita izay voasoratra anarana tamin’ilay fanisam-bahoaka, tamin’ny faramparan’ny dian’ny Israelita tany an-tany efitra. Nahazo anjara lova tao amin’ny faritanin’i Manase izy ireo.​—No 26:3, 4, 29, 30; Js 17:2.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara