HEGAY Tandapan’i Ahasoerosy Mpanjaka sady mpiambina an’ireo vehivavy. Nataony izay hikarakarana ny bika aman’endrik’i Estera, talohan’ny nitondrana azy teo anatrehan’ny mpanjaka.—Es 2:3, 8, 9, 15.