FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-1 “Haorana”
  • Haorana

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Haorana
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mitovitovy Aminy
  • Basana
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Hazera-hatikona
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Basana — faritra lonaka
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1989
  • Saleka
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
it-1 “Haorana”

HAORANA

(Haoràna) [Mihahatsatra].

Toerana teo amin’ny sisin-tanin’ny lovan’ny Israely, tao amin’ilay fahitana azon’i Ezekiela. (Ezk 47:13, 15, 16, 18) Misy manam-pahaizana milaza azy io ho ilay faritra nantsoina taloha hoe “Basana.” (Jereo BASANA.) Toa i Haorana ilay faritra nantsoin’ny soratra ejipsianina fahiny hoe Horona, sy nantsoin’i Salmanesera III hoe Haorano tao amin’ny soratra asyrianina nataony. Toa izy io koa ilay faritra kely nantsoina hoe Aoranitida tamin’ny andron’ny Grika sy Romanina. Haorana ankehitriny no iantsoana an’ilay faritra mitomandavana, izay sady mahavokatra no maitso mavana eo anelanelan’i Damaskosy sy Yarmok.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara