HAGABAHA
(Hagabàha) [Valala].
Razamben’ny fianakaviana iray anisan’ny Netinima (mpanompo tao amin’ny tempoly ny Netinima). Anisan’ireo niverina avy tany an-tsesitany tany Babylona “ny taranak’i Hagabaha”, tamin’ny 537 T.K.—Ezr 2:1, 2, 43, 45; Ne 7:48.