GORABALA (Gorabàla). Toerana nonenan’ny Arabo tamin’ny andron’i Ozia Mpanjaka. (2Ta 26:3, 7) Tsy fantatra hoe taiza marina no nisy azy io.