FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-1 “Gibara”
  • Gibara

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Gibara
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mitovitovy Aminy
  • Gibeona
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Binoy
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Bigvay
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Ama
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
it-1 “Gibara”

GIBARA

(Gibàra) [Ambony Kokoa; Mahery; Tsy Hay Tohaina].

Mety ho anaran’ny lehilahy iray lohan’ny fianakaviambe. Nisy 95 ny ‘taranany’ niaraka tamin’i Zerobabela avy tany an-tsesitany tany Babylona, tamin’ny 537 T.K. (Ezr 2:1, 2, 20) Tsy Gibara fa Gibeona anefa no resahin’ny Nehemia 7:25, izay andininy mifanitsy amin’ilay voalaza etsy aloha. Ireo olona 95 “taranak’i Gibara [Gibeona]” àry dia mety ho taranaky ny mponina taloha tao Gibeona. Mitanisa anaran-toerana hafa koa mantsy ny Ezra 2:21-34, anisan’izany ny hoe “ny avy any Betlehema.”

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara