FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-1 “Gesora”
  • Gesora

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Gesora
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mitovitovy Aminy
  • Gesorita
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Amihoda
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Talmay
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Maka
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
it-1 “Gesora”

GESORA

(Gesòra).

1. Fanjakana aramianina tany akaikin’ny faritr’i Argoba tany Basana, atsinanan’ny Reniranon’i Jordana. I Makata no teo avarany. Nanafika hatrany Gesora ny Israely tamin’izy ireo tonga tany Kanana, saingy tsy azony ilay faritra. (De 3:14; Js 12:1, 4, 5; 13:13) Nandositra tany Gesora i Absaloma rehefa avy namono an’i Amnona rahalahiny. Mpanjakan’i Gesora mantsy i Talmay raibeny avy amin’ny reniny. Nijanona telo taona tany izy, ary tsy nody tany Jerosalema raha tsy nalain’i Joaba. (2Sa 3:2, 3; 13:28-38; 14:23; 15:8) Lasan’i Gesora sy Syria ny tanàna israelita maro tany atsinanan’i Jordana, tatỳ aoriana.​—1Ta 2:23.

2. Fonenan’ny Gesorita tany amin’ny faritra atsimon’i Palestina, tany akaikin’i Filistia. (Js 13:2; 1Sa 27:7-11) Tsy dia antsoina hoe “Gesora” anefa ilay faritra.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara