FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-1 “Gerasianina”
  • Gerasianina

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Gerasianina
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mitovitovy Aminy
  • Gadareanina
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Gérasa — Toerana Nifanenan’ny Jiosy sy ny Grika
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1992
  • Andian-tafika
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Nampitsahatra Tafio-drivotra Teny An-dranomasina i Jesosy
    I Jesosy no Lalana sy Fahamarinana ary Fiainana
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
it-1 “Gerasianina”

GERASIANINA

(Gerasiànina) [An’i Gerasa].

Mponina tao amin’ny faritra iray, izay azo inoana fa teo atsinanan’ny Ranomasin’i Galilia ny ampahany taminy. Nanasitrana lehilahy roa nisy demonia i Jesosy Kristy, tao amin’ny “faritra nisy ny Gerasianina.” (Mr 5:1-20; Lk 8:26-39; ampit. Mt 8:28-34.) Tsy fantatra ankehitriny ny tena nisy an’io toerana io sy ny sisin-taniny. Misy manam-pahaizana mihevitra fa ny “faritra nisy ny Gerasianina” dia ny faritra manodidina an’i Kursi, eo amin’ny morony atsinanan’ny Ranomasin’i Galilia. Misy kosa mihevitra azy io ho faritra iray lehibe manodidina ny tanànan’i Gerasa (Jerash).​—Jereo GADAREANINA.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara