FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-1 “Gazeza”
  • Gazeza

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Gazeza
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mitovitovy Aminy
  • Efaha, II
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Harana
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Tsy Nivadika Tamin’Andriamanitra Mihitsy Izy
    Manehoa Herim-po ho An’Andriamanitra
  • Foibem-barotra Fahiny i Harana
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2010
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
it-1 “Gazeza”

GAZEZA

(Gazèza) [Mpanety Ondry].

Voalazan’ny 1 Tantara 2:46 fa niteraka an’i Harana sy Moza ary Gazeza i Efaha vadikelin’i Kaleba. Lazain’io andininy io koa anefa fa “i Harana niteraka an’i Gazeza.” Mety ho lehilahy roa àry no nantsoina hoe Gazeza: 1) zanakalahin’i Kaleba, ary 2) zafikelin’i Kaleba. Mety ho lehilahy iray ihany koa anefa no atao hoe Gazeza. Mety ho fanazavana fotsiny an’ilay tapany voalohany amin’ilay andininy mantsy, ilay tapany faharoa manao hoe: “Ary i Harana niteraka an’i Gazeza.” Raha izany no izy, dia tsy zanak’i Kaleba i Gazeza fa zafikeliny satria zanak’i Harana.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara