FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-1 “Datana”
  • Datana

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Datana
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mitovitovy Aminy
  • Abirama
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Nikomy Tamin’i Jehovah Izy Ireo
    Andao Hianatra Tantara ao Amin’ny Baiboly
  • Nemoela
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Peleta
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
it-1 “Datana”

DATANA

(Datàna).

Zanakalahin’i Eliaba avy amin’ny fokon’i Robena, ary rahalahin’i Abirama sy Nemoela. Nanohana an’ilay Levita atao hoe Kora i Datana sy Abirama, rehefa nikomy sy nanohitra ny fahefan’i Mosesy sy Arona izy io. Nanohitra ny fampanantenan’i Jehovah i Datana sy Abirama, raha ny marina, ka i Ejipta indray no nolazainy hoe “tany tondra-dronono sy tantely.” Maty natelin’ny tany i Datana sy Abirama ary ny ankohonan’izy ireo, noho izany fikomiany izany.​—No 16:1-35; 26:7-11; De 11:6; Sl 106:17; jereo ABIRAMA No. 1.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara