FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-1 “Darìka”
  • Darìka

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Darìka
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mitovitovy Aminy
  • Drakma
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Vola
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • B14-B Ny Vola sy ny Lanjany
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Boky ao Amin’ny Baiboly Faha-13 — 1 Tantara
    “Ny Soratra Rehetra dia Ara-tsindrimandrin’Andriamanitra Sady Mahasoa”
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
it-1 “Darìka”

DARÌKA

Vola madinika volamena persianina nilanja 8,4 g, izany hoe 94,50 dolara. Misy sarina mpanjaka mandohalika amin’ny tongony iray, mitana lefona ny tanany havanana ary tsipìka ny tanany havia, ny darìka nampiasaina nandritra ny 200 taona nanomboka tamin’ny faramparan’ny taonjato fahenina T.K. Ao ambadika kosa misy fitomboka boribory lavalava. Darìka ny sandan’ny volamena sasany nomena ho an’ny tempoly tamin’ny andron’i Davida Mpanjaka, na dia tsy fantatra tamin’izany aza ny darìka persianina. (1Ta 29:7) Navadik’ilay mpanoratra ny Tantara ho darìka mantsy ilay izy satria io no fantatra sy fampiasan’ny olona tamin’ny androny.​—Ezr 8:27.

[Sary, pejy 362]

Darìka volamena

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara