FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Kloa”
  • Kloa

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Kloa
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Korintianina, Taratasy ho An’ny
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Aoka isika hifankahalala amin’ireo Kristiana voalohany
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1983
  • Boky ao Amin’ny Baiboly Faha-46 — 1 Korintiana
    “Ny Soratra Rehetra dia Ara-tsindrimandrin’Andriamanitra Sady Mahasoa”
  • Mitana ny Teninao ve Ianao?
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2014
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Kloa”

KLOA

(Kloà) [avy amin’ny fototeny midika hoe “maitso”; mety hidika hoe Tsimoka Voalohany].

Vehivavy kristianina. Nisy tamin’ny ankohonan’io vehivavy io nampahafantatra an’i Paoly fa nisy tsy fifanarahana teo anivon’ny fiangonan’i Korinto. (1Ko 1:11) Tsy milaza ny taratasin’i Paoly hoe Kristianina nonina tany Korinto, na tany Efesosy (toerana nanoratana an’ilay taratasy) i Kloa. Matoa nosinganin’ilay apostoly anefa ny fianakavian’i Kloa, dia azo antoka fa fantatr’ireo Kristianina tany Korinto ny olona sasany tao amin’ilay ankohonana na ny mpanompon’izy ireo.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara