FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-1 “Beti-paleta”
  • Beti-paleta

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Beti-paleta
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mitovitovy Aminy
  • Paltita
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Hazara-soala
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Beri-sheba
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Beti-dagona
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
it-1 “Beti-paleta”

BETI-PALETA

(Bèti-palèta) [Trano Fandosirana].

Tanàna tany amin’ny ilany atsimo tamin’ny lovan’i Joda. (Js 15:21, 27) Anisan’ireo tanàna jodianina, izay nonenana indray taorian’ny sesitany tany Babylona izy io. (Ne 11:26) Toa tany akaikin’i Beri-sheba no nisy azy io, rehefa jerena ireo tanàna hafa tanisaina miaraka aminy. Tsy fantatra anefa ny tena toerana nisy azy io.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara