BESODIA
(Besodìa) [Teo Anivon’ireo Akaiky An’i Jah].
Rain’i Mesolama. Anisan’ny nanamboatra ny simba tamin’ny “Vavahadin’ilay Tanàna Taloha”, teo ambany fitarihan’i Nehemia, io Mesolama io.—Ne 3:6.
Tsy misy video mifandray amin’io.
Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.