FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-1 “Barabasy”
  • Barabasy

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Barabasy
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mitovitovy Aminy
  • “Indro ny Lehilahy!”
    I Jesosy no Lalana sy Fahamarinana ary Fiainana
  • “Indro ny Lehilahy!”
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1991
  • “Indro! Ny Lehilahy!”
    Ilay Lehilahy Niavaka Indrindra Teto An-tany
  • Pilato
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
it-1 “Barabasy”

BARABASY

(Barabàsy) [Zanakalahin’ny Ray; mety hidika hoe Zanakalahin’ny Mpampianatra].

Jiolahy voafonja, meloka ho nangalatra sy nitaona olona hikomy ary namono olona. Izy no nafahan’i Pilato ho solon’i Jesosy. Tian’i Pilato ‘homena fahafaham-po’ mantsy ilay vahoaka, izay nasain’ny lehiben’ny mpisorona sy ny anti-panahy hiantsoantso ny hanafahana an’i Barabasy.​—Mt 27:15-26; Mr 15:6-15; Lk 23:16-25; Jn 18:39, 40; As 3:14.

Tsy hita ao amin’ny Soratra Hebreo ilay fanao miavaka hoe isaky ny Paska, isan-taona, dia nisy voafonja nafahana. Tsy misy porofo hafa ivelan’ny Soratra Masina koa anefa mampiseho hoe fanaon’ny Romanina izany. Toa ny Jiosy no namorona an’io fanao io, satria hoy i Pilato tamin’izy ireo: “Araka ny fombanareo koa ange dia tokony hanafaka olona iray ho anareo aho rehefa Paska e!”​—Jn 18:39.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara